plt-x-sihanaka_luk_text_reg/01/34.txt

1 line
312 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-05-28 23:22:58 +00:00
\v 34 Ozy Maria tamin'le anjely: "Ahôna no hatonga an'zany, fa za nge mbola tsy niara-natory tamina leila e?" \v 35 Ny anjely namaly sy nitare tamin'azy hoe: "Hirotsaka aminao ny Fanahy Masina, ary ny herin'ny Avo Indrindra no ho avy akao aminao. Ka le masina ho teraka de ho antsovina hoe Zanak'Andriamanitra.