\v 30 Ozy le anjely tamin'azy: "Aza matatra, ry Maria fa efa nahita sitraka tamin'Andriamanitra enao. \v 31 Ka ho bevoka enao ka hiteraka zazalà. Ary ny agnarany de antsovinao hoe: "JESOSY." \v 32 Ho leibe Izy ary ho antsovina hoe Zanaky ny Avo Indrindra. Ny Tompo Andriamanitra hagnome an'Azy ny seza fendrianan'i Davida razambeny. \v 33 Ary hanjaka mandrakizay amin'ny tarank'i Jakoba izy, ary tsy hanam-pataperana ny fanjakany.'