plt-x-sihanaka_luk_text_reg/17/25.txt

1 line
352 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-05-18 08:44:23 +00:00
Fa vôlôny de tsy maintsy hijaly amin'ny ra betsaka Izy ary ho lavin'ny taranak ty. Salan'ze nitranga tamin'ny andron'i Noa, no hibôgna kô amin'ny andron'ny Zanak'Ôla. nihinana zareo, nisotro, nanambady, natolotra ho ampakarina, mandra-peven'ny andro ze nidiran'i Noa takao amin'ny sambofiara - ary tonga ny safodragno ka nandringana an'azy daôly.