2020-05-17 15:20:23 +00:00
|
|
|
(Rafa naregny an'zany ny ôla daôly, agnisan'zany reo mpamory hetra, de nagnambara fa marina Andriamanitra, satria natao batisa tamin'ny batisan'i Jaona zareo. Fa reo Fariseo sy reo mpahay lalàna Jiosy kosa nandà ny tanjon'Andriamanitra ho an'ny tegnan-jareo, satria tsy nataon'i Jaona batisa.)
|