plt-x-sihanaka_luk_text_reg/07/27.txt

1 line
265 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-05-17 15:20:23 +00:00
Izy no le vôsoratra hoe: "Indro, alefako melô an'no ny mpitondra hafatro, ze hagnomana ny lalanao melô an'nao." Taraviko aminareo, fa aminareo ze natera-bevavy de tsisy geda noho Jaona. Nefa le kely ndrindra akao amin'ny fanjakan'Andriamanitra de geda noho izy."