2020-06-02 12:01:39 +00:00
|
|
|
\v 35 Jesosy nitare mafy le demoniaka, ka nagnano hoe: "Aza mitare ary mialà akao amin'azy!" Rafa nanipy le leila hiantreka takeo ampovôn-jareo ny demony, de niala takao amin'azy, ary tsy nandratra an'azy mihitsy.\v 36 Gaga avokoa ny ôla daôly, ary nanohy nifampikoragna ny momba an'zany. Nitare zareo hoe: "Fa teny manakôry ma zany? Baikòny amin'ny faefana sy hery ny fagnahy maloto de mivôka." \v 37 Noho zany de nanomboka nagnerana ny faritra magnodidina ny lazany.
|