2020-05-09 11:19:29 +00:00
|
|
|
\v 3 \v 4 Niezaka ny hitazagna izy hoe iza Jesosy, kanefa tsy afaka natazagna tao agnaty vahôka, satria foika izy. Ka niazakazaka nelô reo ôla izy ary nagnanika hazon'aviavy raika mbô hatazagna an'Azy, satria handalo am'zany lalana zany Jesosy.
|