plt-x-sihanaka_luk_text_reg/24/06.txt

1 line
282 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-05-31 03:40:08 +00:00
\v 6 Tsy akato Izy, f'efa nitsangana! Tadidio ny nilazàny an'nareo fony Izy mbôla taigny Galilia,\v 7 nagnambara fa ny Zanak'ôla de tsy maintsy hatolotra ho akeo an-tanan'ny ôla mpanota ka hofantsihana akeo amin'ny hazo fijalena, ary amin'ny andro fatelo de hitsangagna ndray."