plt-x-sihanaka_luk_text_reg/03/18.txt

1 line
305 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-05-29 17:35:50 +00:00
\v 18 Niaraka tamin'ny fagnanarana maro hafa iany kô, Jaona nitory vaovao tsara ho an'ny vahôka. \v 19 Heroda mpanapala rafa nanarina nohon'ny fanambadena ny vadin'ny ralahiny Herodiasy, sy nohon'ny ra ratsy hafa daôly ze vitany, \v 20 de ho fagnampin'zany daôly zany, de nidiny taigny am-ponja Jaona.