2020-05-24 05:27:21 +00:00
|
|
|
Nisy mpirahala fito ary ny vôlôny nanambady ary maty tsy nanan-janaka, ary ny faharoa kô ôtran'zany. Nampakatra an'azy ny fatelo, ary salan'zany avokoa izy fito samy tsy manan-janaka ary maty. Amin'ny fitsanganana amin'ny maty, ho vadin'iza ary izy? Fa samy efa nanambady an'azy izy fito."
|