plt-x-sihanaka_luk_text_reg/24/28.txt

1 line
270 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-05-09 11:19:29 +00:00
Nony nanankeky le tanàna ze nandianany zareo, de naneho fihetsika ôtran'ny hoe hande lavidavitra Jesosy. Fa nanery an'Azy zareo, nitare hoe: "Mijagnona aketo aminay, f'efa ho hariva zao ary efa hifaragna ny andro." Ka niditra mbô hijagnona niaraka tamin-jareo Jesosy.