plt-x-sihanaka_luk_text_reg/17/03.txt

1 line
268 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-05-18 08:44:23 +00:00
\v 3 Mitandrema anareo. Raha magnota ny ralànareo, tineno mafy izy, ary raha mibebaka izy, mamelà an'azy. \v 4 Raha magnota aminao impito akao agnatin'ny indray andro izy, ka impito miverigna aminao izy, mitare hoe: "Mibebaka za," de tsy maintsy mamela an'azy anao!"