plt-x-sihanaka_luk_text_reg/20/15.txt

1 line
285 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-05-24 05:27:21 +00:00
Noroasin'jareo niala ny tanim-bôloboka izy ary novonoin-jareo. Ino ary no hataon'ny tanim-bôloboka am'jareo? Ho avy izy ary handrôka reo mpamboly vôloboka ary hamindra an'le tanim-bôloboka ho an'ôla hafa." Rafa naregny an'zany zareo, de niteny hoe: Sagnatrè amin'Andriamanitra!"