plt-x-sihanaka_luk_text_reg/24/28.txt

1 line
282 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-06-03 16:11:40 +00:00
\v 28 Nony nanankeky le tanàna ze nandianany zareo, de naneho fihetsika ôtran'ny hoe hande lavidavitra Jesosy. \v 29 Fa nanery an'Azy zareo, nitare hoe: "Mijagnona aketo aminay, f'efa ho hariva zao ary efa hifaragna ny andro." Ka niditra mbô hijagnona niaraka tamin-jareo Jesosy.