2020-05-18 10:24:01 +00:00
|
|
|
Fa anareo no ôla ze nanohy niaraka taminà takao amin'ny fakam-panahy nianjady taminà. Ameko fanjakana anareo, salan'ny Raiko kô ze nagnome fanjakana Anà, mbô ho afaka hihinana sy hisotro akeo an-databatro aigny amin'ny fanjakako anareo, ary hipetraka akeo amin'ny seza fendrianana hitsara ny fokon'ny Israely rombefolo anareo.
|