1 line
263 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-05-18 13:59:18 +03:00
Fa mitandrema. Le raika ze hamadika Anà de miaraka Aminà aketo an-databatra. Fa ny Zanak'Ôla de mande tokoa araka ze vôtendry. Fa loza ho an'ze leila ze hamadika an'Azy zany!" Nagnomboka nifampagnontany zareo ny amin'ny raika amin-jareoo ze mety hagnano zany.