plt-x-sihanaka_luk_text_reg/09/15.txt

1 line
358 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-05-31 03:33:06 +00:00
\v 15 Ka de nagnano zany zareo, ary nampipetraka reo vahôka. \v 16 Nandray reo mofo dimy sy hazan-drano rôy, de niandrandra ny lanitra Izy, nisaotra reo ary nozarazarany, ka de nameny an'reo mpianatra zany mbô hotolorana am'reo vahôka. \v 17 Nihinana izy daôly ka afa-po, ary nangonina reo sisa tsy lany - ka nisy sombintsombiny roambin'ny folo harogna.