plt-x-sihanaka_luk_text_reg/10/03.txt

1 line
210 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-05-28 06:37:42 +00:00
\v 3 Mandiana amin'ny lalanareo. Zahao, alefako salan'ny zanak'ondry akeo ampovôn'ny ambôdia nareo. \v 4 Aza mitondra fitôram-bola, na fitôran'entana, na kapa, ary aza miarahaba n'iza n'iza aigny an-dalana.