2020-05-28 23:22:58 +00:00
|
|
|
\v 8 Ary zany de makasika an'i Zakaria teo fagnatrehan'Andriamanitra, nanatanteraka reo asan'ny fisorognana araka ny fifandimbiasan'ny isan-tokony. \v 9 Araka ny fomba fagnôn'jareo ny amin'ny fisafidianana mpisorogna ze tokony hanompo, de vôfidin'ny kodia kely hiditra handoro ny emboka magnitra akao an-tempolin'ny Tompo izy. \v 10 Tamin'ny ora nandorona ny emboka magnitra de nivavaka tegny ambelany ny vahôka daôly.
|