plt-x-sihanaka_luk_text_reg/20/21.txt

1 line
288 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-05-31 07:19:21 +00:00
\v 21 Nagnontany an'Azy zareo, ary nitare hoe: Mpampianatra ô! fantatray Enao fa mitare sy mampianatra ny marina, ary tsy vôsariky ny hevitr'iza na iza, fa enao de mampianatra am-pamarinana, ary lalan'Andriamanitra. \v 22 Mety aminay ma ny mandoa vola hetra ho an'Kaisara, sa tsy mety?"