1 line
267 B
Plaintext
1 line
267 B
Plaintext
|
Tsy misaotra an'le mpanompo izy satria nagnano reo ze nibaikona an'azy izy, se misaotra ma izy? Na de anareo kô aza, rafa navita reo ra daôly ze nandidena an'nareo anareo, de tokony hitare hoe: "Zahay de mpanompo tsy mendrika. Ze tokony nataonay fogna no nataonay."
|