plt-x-sihanaka_luk_text_reg/05/08.txt

1 line
495 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-05-23 09:17:23 +00:00
Fa Simona Petera, raha vô natazagna an'zany, de nekoka teo an-tongotr'i Jesosy, ary niteny hoe: "Melà amiko, fa leila mpanota za." Fa gaga izy, sy reo ze niaraka taminy, non'ny hagen'ny baraoa ze azon'jareo. Tao agnatin'zany Jakoba sy Jaona, zanak'i Zebedio, ze mpiara mias amin'i Simona. Jesosy niteny tamin'i Simona hoe: "Aza matatra, fa manomboka zao de hatôko mpagnarato ôla enao." Rafa nentin'jareo taigny an-tanety ny sambokelin'jareo, de namela ny ra daôly zareo ka nagnaraka an'Azy.