auto save
This commit is contained in:
parent
32b93f2439
commit
affc9043fc
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 5 Am'zao za de te hampatsiaro an'nareo na de efa fantatrareo tanteraka ary zany fa ny Tompo de nagnavotra ny ôla avy tao amin'ny tany Egypta, fa tafaran'zany de naripagny ze tsy nino. \v 6 Ary reo anjely ze tsy nitana ny fahefana ze napetraka tam'jareo, fa ze niala ny fonenan'jareo - Andriamanitra de namatotra an'azy reo tamin'ny fatorana mandrakizay, akao amin'ny maizin-kitroka tanteraka, ho amin'ny andron'ny fitsarana leibe.
|
\v 5 Am'zao za de te hampatsiaro an'nareo na de efa fantatrareo tanteraka ary zany fa ny Tompo de nagnavotra ny ôla avy tao amin'ny tany Egypta, fa tafaran'zany de naripagny daôly ze tsy nino. \v 6 Ary reo anjely ze tsy nitana ny fahefana ze napetraka tam'jareo, fa ze niala ny fonenan'jareo - Andriamanitra de namatotra an'azy reo tamin'ny fatorana mandrakizay, akao amin'ny maizin-kitroka tanteraka, ho amin'ny andron'ny fitsarana leibe.
|
Loading…
Reference in New Issue