auto save
This commit is contained in:
parent
f0c31cfba8
commit
812393f6a1
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 12 Reo daôly le ôla ze harambato misitrika akao amin'ny ahanim-pitiavanareo. Minana am-pamegnarana, mamoky ny tegnan'jareo ihany. Izy reo de rondro tsisy rano, ndesin'ny rivotra. Kakazo fararano tsisy vôny - indroa maty, niala fakany. \v 13 Izy reo de onjan-dranomasina mahery, mitopatopa mamorivory ny famegnaran'jareo. Kintana mirenireny zareo, ka vôtahiry ho an'azy mandrakizay ny famaintisan'ny maizina.
|
||||
\v 12 Reo daôly le ôla ze harambato misitrika akao amin'ny ahanim-pitiavanareo. Minana am-pamegnarana, mamoky ny tegnan'jareo ihany. Izy reo de rondro tsisy rano, ndesin'ny rivotra. Kakazo fararano tsisy vôny - indrôy maty, niala fakany. \v 13 Izy reo de onjan-dranomasina mahery, mitopatopa mamorivory ny famegnaran'jareo. Kintana mirenireny zareo, ka vôtahiry ho an'azy mandrakizay ny famaintisan'ny maizina.
|
Loading…
Reference in New Issue