plt-x-sihanaka_jas_text_ulb/01/09.txt

1 line
382 B
Plaintext

\v 10 ôka ry rala mahantra hagnano ny fisandratany ho reharehany,\v 9 fa n'ôla mana-karena amin'ny fietreny, satria izy de malazo tahaka ny vonikazo-dy eny amin'ny atra.\v 11 Fa ny masoandro de mipôka amin'ny hafanana mamay ary manamaigna ny atra. Ny vonikazo de miintsagna, ary ny hatsarany ho levona. Otrany zany kô, ny ôla manan-karena de alazo eny amin'ny atsasaky ny deny.