plt-x-sihanaka_jas_text_ulb/02/05.txt

1 line
350 B
Plaintext

\v 5 Mitainoa, ry rala malalako, tsefa nofidin'Andriamanitra ma mahantran'izao tontolo zao, mbo anakarena amin'ny finôna sy mbo ho mpandova ny fanjakana ze nampagnantignaina reo zay te ananjy? \v 6 Fa nareo de nagnala baraka ny mahantra! Mo tsy ny mpanan-karena ma no mampahory anareo?\v 7 Mo tsy zareo ma no nagnaratsy ny agnarana tsara zay anareo?