plt-x-sihanaka_jas_text_ulb/02/01.txt

1 line
601 B
Plaintext

\v 1 Ry ralako, aza mitana ny finôna an'i Tompontsika Jesosy Kristy, le Tompony voninatra, amin'ny fiangarana magnolona ny ôla sasagny. \v 2 Atôvo hoe misy ôla miditra amin'ny fivorenareo magnano peratra volamena sy akanjo tsara, ary misy leila mahantra iany kô miditra magnano akanjo maloto.\v 3 Ra mjery le ôla manano akanjo tsara anao ka mitare hoe: "Azafady mipitra aketo amin'ny tôrana tsara," fa hitare amin'ny le leila mahantra kosa hoe: "Mitsangàna anao ery," na hoe: "Mipitra aketo an-tongotro ,"\v 4 mo tsy mifampitsara aminareo nareo? mo tsy lasa mpitsara amin'ny sain-dratsy nareo?