\v 25 Otrany zany kô, Rahaba mpivaro-teina tsy nohamarinina taminy asany kô ve izy. Refa nandray reo iraka sy nandifa anjareo tamin'ny lalan-kafa? \v 26 Fa maty ny teina ra misaraka amin'ny fagna, de toy zany kô ny finôna tsy misy asa de maty.