plt-x-sihanaka_jas_text_ulb/02/10.txt

1 line
288 B
Plaintext

\v 10 Fa na iza na iza no mankato ny lalàna daoly, kanefa lavo amin'ny lalana raika fona, de ho meloka amin'ny lalàna rehetra. \v 11 Fa le niteny hoe: "Aza malangalaga," dia niteny iany koa hoe: "Aza mamono ôla." Ra tsy malangalanga nareo, Kanefa mamono ôla, de lasa mpandika lalàna.