plt-x-sihanaka_jas_text_ulb/02/05.txt

1 line
350 B
Plaintext

\v 5 Mitainoa, ry rala malalako, tsefa nofidin'Andriamanitra ve mahantran'izao tontolo zao, mba anakarena amin'ny finôna sy mba ho mpandova ny fanjakana ze nampagnantignaina reo zay te ananjy? \v 6 Fa nareo de nagnala baraka ny mahantra! Moa tsy ny mpanan-karena ve no mampahory anareo?\v 7 Mo tsy zareo ve no nanaratsy ny agnarana tsara zay anareo?