\v 7 Fa ny karazam-bizava bdia daôlo, vorona, biby mandady,ary zava-boarin-dranomasina de folaka ary nofolan'ny ôlombelona.\v 8 Fa momban'ny lela, tsy misy ôla mavita mamolaka anizany. Io de ratsy tsy hay fehezina, feno poizina mafaty.