plt-x-sihanaka_jas_text_ulb/02/08.txt

1 line
260 B
Plaintext

\v 8 Na zany aza, ra magnantanteraka ny lalàn'ny mpanjaka nareo, araky ny Soratra Masina hoe: "Tiavo ny namanao otran'ny tegnanao," de manao ny tsara nareo.\v 9 Fa ra magnome sitraka ny ôla sasagny kosa nareo,de manota, ka vôeloka toin'ny mpandika lalàna.