|
\v 19 Ry ralaiko, ra misy akeo aminareo miala amin'ny famarinana ary misy raika mampiverigna anazy, \v 20 de tokony ho fantatr'io ôla io fa n'iza n'iza magnala ny mpanota raika amin'ny lalan-disony de hamonjy anazy amin'ny fahafatesana, ary hagnarona fahota betsaka. |