plt-x-sihanaka_jas_text_ulb/01/17.txt

1 line
355 B
Plaintext

\v 17 Ny fagnomezana tsara daôly ny fagnomezana tonga lafatra avegnambo. Zany de midigna avy agny amin'ny Rain'ny fahazavana. Miaraka aminy de tsy misy fiovana na talinjogna nony fiodiagnana.\v 18Andriamanitra de nisafidy ny hagnome ny fahaterana antsika amin'ny tenin'ny fahamarinana, mba ho karazagna vôloam-bokatr'ireo ra daôly ze noforoniny tsika.