\v 8 Manankikeza an'Andriamanitra de hagnankeky anareo Izy sasao nny tagnanareo ry mpanota ary sasao ny fonareo ry mpizarazara saigna. \v 9 Malaelova, magnanova fisaonana, ary mitomagné! Oka ny fimemezanareo hanjary fitomagnena, ary ny fifalenareo ho fanjoretana. \v 10 Magnetre tegna akeo agnatrean'ny Tompo de hampisondrotra anareo Izy.