\v 17 Ino no soa, ry ralaiko, ra milaza ny ôla tokana fa magnagna finôna izy. Kanefa tsy misy asa? Afaka amonjy anazy ve zany finôna zany?\v 15 Atôvy hoe misy Rala sy Anabavy ratsy fitafy sy tsy ampy sakafo isan'andro.\v 16 Atôvy hoe misy ray aminareo miteny aminjareo hoe: "Mandiana am-piadanana, magnôva mafana ary mivokisa." Ra tsy magnome anjareo ny zavatra ilainy ho an'ny vatana ilainjareo, ino no matsara anizany? \v 14 De tô zany koa ny finôna, ra tsy misy asa zany, de maty.