auto save

This commit is contained in:
MAD109 2019-10-18 02:31:19 -04:00 committed by root
parent 89d733445b
commit f9790fa435
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 \v 13 No zany mitinena sy magnanova otrany reo ze ho tsaraina amin'ny lalàn'ny fahafana. Fa ny fitsarana de tonga tsy misy famindram-po aminjareo ze tsy naneo famindram-po. Ary ny famindram-po de mandresy ny fitsaragna.
\v 12 No zany mitinena sy magnanova otrany reo ze ho tsaraina amin'ny lalàn'ny fahafana.\v 13 Fa ny fitsarana de tonga tsy misy famindram-po aminjareo ze tsy naneo famindram-po. Ary ny famindram-po de mandresy ny fitsaragna.

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 \v 15 \v 16 \v 17 Ino no soa, ry ralaiko, ra milaza ny ôla tokana fa magnagna finôna izy. Kanefa tsy misy asa? Afaka amonjy anazy ve zany finôna zany? Atôvy hoe misy Rala sy Anabavy ratsy fitafy sy tsy ampy sakafo isan'andro. Atôvy hoe misy ray aminareo miteny aminjareo hoe: "Mandiana am-piadanana, magnôva mafana ary mivokisa." Ra tsy magnome anjareo ny zavatra ilainy ho an'ny vatana ilainjareo, ino no matsara anizany? De tô zany koa ny finôna, ra tsy misy asa zany, de maty.
\v 14 \v 17 Ino no soa, ry ralaiko, ra milaza ny ôla tokana fa magnagna finôna izy. Kanefa tsy misy asa? Afaka amonjy anazy ve zany finôna zany?\v 15 Atôvy hoe misy Rala sy Anabavy ratsy fitafy sy tsy ampy sakafo isan'andro.\v 16 Atôvy hoe misy ray aminareo miteny aminjareo hoe: "Mandiana am-piadanana, magnôva mafana ary mivokisa." Ra tsy magnome anjareo ny zavatra ilainy ho an'ny vatana ilainjareo, ino no matsara anizany? De tô zany koa ny finôna, ra tsy misy asa zany, de maty.