auto save

This commit is contained in:
MAD109 2019-10-18 02:31:19 -04:00 committed by root
parent ac1f97355a
commit ee78e082c5
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 \v 15 \v 16 \v 17 Ino no soa, ry ralaiko, ra milaza ny ôla tokana fa magnagna fignoagna izy. Kanefa tsy misy asa? Afaka amonjy anazy ve zany fignoagna zany? Atôvy hoe misy Rala sy Anabavy ratsy fitafy sy tsy ampy sakafo isan'andro. Atôvy hoe misy ray aminareo miteny aminjareo hoe: "Mandiana am-piadanana, magnôva mafana ary mivokisa." Ra tsy magnome anjareo ny zavatra amivatana ilainjareo, ino no matsara anizany? De tô zany koa ny fignoana, ra tsy misy asa zany, de maty.
\v 14 \v 15 \v 16 \v 17 Ino no soa, ry ralaiko, ra milaza ny ôla tokana fa magnagna fignoagna izy. Kanefa tsy misy asa? Afaka amonjy anazy ve zany fignoagna zany? Atôvy hoe misy Rala sy Anabavy ratsy fitafy sy tsy ampy sakafo isan'andro. Atôvy hoe misy ray aminareo miteny aminjareo hoe: "Mandiana am-piadanana, magnôva mafana ary mivokisa." Ra tsy magnome anjareo ny zavatra ilainy ho an'ny vatana ilainjareo, ino no matsara anizany? De tô zany koa ny fignoana, ra tsy misy asa zany, de maty.