auto save
This commit is contained in:
parent
6a509ceece
commit
e2d4f9a607
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Misy ôla va akeo aminareo mijaly amin'ny ady sarotra? öka izy hivavaka. Misy ôla faly va? Öka izy hihira fiderana. Misy manavy va akeo ampovônareo? Aoka izy hagnantso ny loholon'ny fiangonana, Ary ˆ
|
Misy ôla va akeo aminareo mijaly amin'ny ady sarotra? öka izy hivavaka. Misy ôla faly va? Öka izy hihira fiderana. Misy manavy va akeo ampovônareo? Aoka izy hagnantso ny loholon'ny fiangonana, Ary ôka zareo hivavaka hoanazy. Öka zareo hagnosotra menaka anazy amin'ny agnaran'ny Tompo. Ny fivavaky ny finôna ho magnasitrana le ôla manavy ,Ary ny Tompo hanangana anazy. Ary ra magnota izy
|
Loading…
Reference in New Issue