auto save

This commit is contained in:
MAD109 2019-10-19 08:09:28 -04:00 committed by root
parent ced38918ed
commit d0b09b1446
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 Amin'io derantsika ny tompo sy ny Ray, ary amin'io no hagnozognanantsika ôla, ze natao nitovy tamin'Andriamanitra. \v 10 Avy amizany vava zany kô no hivoan'ny fitahina sy fagnozonana. Ry ralako, tsy tokony hitranga reo ra reo.
\v 10 \v 9 An'io derantsika ny tompo sy ny Ray, ary amin'io no hagnozognanantsika ôla, ze natao nitovy tamin'Andriamanitra. \v 10 Avy amizany vava zany kô no hivoan'ny fitahina sy fagnozonana. Ry ralako, tsy tokony hitranga reo ra reo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 \v 12 Mo ny lôrano ma mamôka rano mamy sy mangidy avy amin'ny fivohany? Mo ny kakazon'ny aviavy ma, ry ralahiko,mamô oliva? Na ny vôloboka, mamô aviavy? Ny rano masina kô de tsy afaka magnome rano mamy.
\v 11 Mo ny lôrano ma mamôka rano mamy sy mangidy avy amin'ny fivohany? \v 12 Mo ny kakazon'ny aviavy ma, ry ralahiko,mamô oliva? Na ny vôloboka, mamô aviavy? Ny rano masina kô de tsy afaka magnome rano mamy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 \v 14 Iza no endry sy mafantatra, akeo ampovôny? Avelao zany ôla zany hanoro fiaignana tsara amin'ny asany amin'ny fanatrentegnan'ny fahendrena. Fa ra managna fialonana mangidy anareo ary ny fagnirindaza akao amponareo, de aza miambo na mandainga hanotra ny marina.
\v 13 Iza no endry sy mafantatra, akeo ampovôny? Avelao zany ôla zany hanoro fiaignana tsara amin'ny asany amin'ny fanatrentegnan'ny fahendrena. \v 14 Fa ra managna fialonana mangidy anareo ary ny fagnirindaza akao amponareo, de aza miambo na mandainga hanotra ny marina.