diff --git a/05/04.txt b/05/04.txt index 756aff8..7afdf22 100644 --- a/05/04.txt +++ b/05/04.txt @@ -1 +1 @@ -\v 4 \v 5 \v 6 Zao kô, ny karaman'ny mpiasa de mitaraigna, ny karama ze tsy namenareo ho an'ny mpamboly ny taninareo, ary ny fitarainan'ny mpandidy defa tônga akany an-tsôfin'ny Tompon'ny maro. Nirobaroba tamin'ny harena taketo an-tany anareo ary nampiliba ny tegnanareo. Natavezigna ny fônareo ho amin'ny andro famonôna. Nanamelokasy namôno ny ôlo-marina ianareo. Tsy nanôtra anareo izy. \ No newline at end of file +\v 4 \v 5 \v 6 Zao kô, ny karaman'ny mpiasa de mitaraigna, ny karama ze tsy namenareo ho an'ny mpamboly ny taninareo, ary ny fitarainan'ny mpandidy de fa tonga agny an-tsôfin'ny Tompon'ny maro. Nirobaroba tamin'ny harena taketo an-tany anareo ary nampiliba ny tegnanareo. Natavezigna ny fônareo ho amin'ny andro famonôna. Nanamelokasy namôno ny ôlo-marina ianareo. Tsy nanôtra anareo izy. \ No newline at end of file