auto save

This commit is contained in:
MAD105 2019-10-19 10:46:30 -04:00 committed by root
parent 24f8b40d71
commit abf524672c
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 \v 5 \v 6 Zao kô, ny karaman'ny mpiasa de mitaraigna, ny karama ze tsy namenareo ho an'ny mpamboly ny taninareo, ary ny fitarainan'ny mpandidy de fa tonga agny an-tsôfin'ny Tompon'ny maro. Nirobaroba tamin'ny harena taketo ambon'ny tany anareo ary nagnra-po ny tegnanareo. Nampitavizina ny fonareo ho amin'ny andro famonôna. Nanamelokasy namôno ny ôlo-marina nareo. Tsy namaly anareo izy.
\v 4 \v 5 \v 6 Zao kô, ny karaman'ny mpiasa de mitaraigna, ny karama ze tsy namenareo ho an'ny mpamboly ny taninareo, ary ny fitarainan'ny mpandidy de fa tonga agny an-tsôfin'ny Tompon'ny maro. Nirobaroba tamin'ny harena taketo ambon'ny tany anareo ary nagnara-po ny tegnanareo. Nampitavizina ny fonareo ho amin'ny andro famonôna. Nanamelokasy namôno ny ôlo-marina nareo. Tsy namaly anareo izy.