auto save
This commit is contained in:
parent
0057e70a32
commit
90c6ff3582
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 1 \v 2 \v 3 \v 4 Ry ralaiko, aza mitana ny finôna amin'i Jesosy Kristy, le Tompony voninatra, amin'ny fiangarana magnolona ny ôla sasany. Atovo hoe misy ôla miditra amin'ny fivoriagnanareo manano peratra volamena sy akanjo tsara, ary misy leila mahantra iany ko miditra manano akanjo maloto. Ra mjery lay ôla manano akanjo tsara ianao ka mitare hoe: "Azafady mipitra aketo amin tôrana tsara." fa hitare amin'ny le leila mahantra hoe: "Mitsangana enao ery," na hoe: "mipitra aketo antongotro aketo," mo tsy mifampitsara aminareo nareo? moa tsy lasa mpitsara amin'ny sain-dratsy ianareo?
|
||||
\v 1 \v 2 \v 3 \v 4 Ry ralaiko, aza mitana ny finôna an'i T Jesosy Kristy, le Tompony voninatra, amin'ny fiangarana magnolona ny ôla sasany. Atovo hoe misy ôla miditra amin'ny fivoriagnanareo manano peratra volamena sy akanjo tsara, ary misy leila mahantra iany ko miditra manano akanjo maloto. Ra mjery lay ôla manano akanjo tsara ianao ka mitare hoe: "Azafady mipitra aketo amin tôrana tsara." fa hitare amin'ny le leila mahantra hoe: "Mitsangana enao ery," na hoe: "mipitra aketo antongotro aketo," mo tsy mifampitsara aminareo nareo? moa tsy lasa mpitsara amin'ny sain-dratsy ianareo?
|
Loading…
Reference in New Issue