auto save

This commit is contained in:
MAD105 2019-10-21 05:19:15 -04:00 committed by root
parent bc9ac6e79a
commit 8d1662b74f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 16 \v 17 \v 18 Kô mifagneke heloka ianareo, ary mifampivavà mba ho sitragna ianareo. Ny vavaka ataon'ôlo-marina de tegna matanjaka ny fiasany. Elia de leila mitovy tamintsikana ihany, nivavaka mafy izy mba tsy hilatsan'ny ranonôrana, ary tsy nilatsaka tamin'ny tany nandritra ny telo taona sy enim-bôlana izany. Avekao nivavaka ndre Elia. Ny lanitra de ngnome ranonôrana, ary ny tany namô ny vokany.
\v 16 \v 18 Kô mifagneke heloka ianareo, ary mifampivavà mba ho sitragna ianareo. Ny vavaka ataon'ôlo-marina de tegna matanjaka ny fiasany. Elia de leila mitovy tamintsikana ihany, nivavaka\v 17 mafy izy mba tsy hilatsan'ny ranonôrana, ary tsy nilatsaka tamin'ny tany nandritra ny telo taona sy enim-bôlana izany. Avekao nivavaka ndre Elia. Ny lanitra de ngnome ranonôrana, ary ny tany namô ny vokany.