auto save
This commit is contained in:
parent
09963f70b2
commit
7f926ef594
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 21 \v 22 \v 23 \v 24 Tsy tamin'ny asa kô ma ny nagnamarenana an'i Abrahama raintsaika refa nanolotra an'Isaka zanany la takeo ambony ny alitara izy? Hitanao fa ny finôna de niasa niaraka tamin'ny asany, ary amin'ny asa de nivôtra ny finôny. De tanteraka ny Soratra Masina milaza hoe: "Abrahama nino an'Andriamanitra, ka nisaigna taminy fahamarinan'izany," ary izy nantsoina hoe sakaizan'Andriamanitra. hitanareo zao fa amin'ny asa no agnamarinana ny ôla, fa tsy amin'ny fignoagna ihany.
|
||||
\v 21 \v 22 \v 23 \v 24 Tsy tamin'ny asa kô ma ny nagnamarenana an'i Abrahama raintsaika refa nanolotra an'Isaka zanany la takeo ambony ny alitara izy? Hitanao fa ny finôna de niasa niaraka tamin'ny asany, ary amin'ny asa de nivôtra ny finôny. De tanteraka ny Soratra Masina milaza hoe: "Abrahama nino an'Andriamanitra, ka nisaigna taminy fahamarinana zany," ary izy nantsovina hoe sakaizan'Andriamanitra. Hitanareo zao fa amin'ny asa no agnamarinana ny ôla, fa tsy amin'ny finôna ihany.
|
Loading…
Reference in New Issue