auto save

This commit is contained in:
MAD109 2019-10-18 03:10:30 -04:00 committed by root
parent dc96962dff
commit 49feeecc49
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nefa mety misy ôla miteny hoe: "Manam-pignoana enao, ary za magnan' asa," aboagno ana ny fignoana tsy misy asa, de aboagnako anao kô ny fignognako amin'ny alalan'ny asako. Enao de mino fa tokana iany ny agnaran'Andriamanitra; tsara zany ataonao zany. Fa na reo drmonia aza de mino zany, ka de mangitakitaka zareo. tenareo ho fantatra ve, ry leila adala, fa ny fignoagna de tsy misy ilananazy? [Fanamarinana: Ny dikany teny talô hoe
Nefa mety misy ôla miteny hoe: "Manam-pignoana enao, ary za magnan' asa," aboagno ana ny fignoana tsy misy asa, de aboagnako anao kô ny fignognako amin'ny alalan'ny asako. Enao de mino fa tokana iany ny agnaran'Andriamanitra; tsara zany ataonao zany. Fa na reo drmonia aza de mino zany, ka de mangitakitaka zareo. tenareo ho fantatra ve, ry leila adala, fa ny fignoagna de tsy misy ilananazy? [Fanamarinana: Ny dikany teny talô sasany dia mamaky hoe: "te nareo ho fantatro ve,