auto save

This commit is contained in:
MAD105 2019-10-19 10:13:16 -04:00 committed by root
parent 9ae836456f
commit 3e89e29c9f
4 changed files with 4 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Malaky,ianareo ze manankarena,mitomaneza sy migogogogò noho ny fahorena tonga aminareo. Ny harenanareo efa lo,ary ny fitafinareo efa lanin'ny kadradraka. Ny volamenanareo sy ny volafotsinareo de efa refesenina. Ny refesina de vavolombelona hiampanga anareo,handoro ny nofonareo sala amin'ny afo azo zany. Niterizinareo ny harenanareo ho amireo andro farany.
\v 1 \v 3 Malaky,ianareo ze manankarena,mitomaneza sy migogogogò noho ny fahorena tonga aminareo. Ny harenanareo efa lo,ary ny fitafinareo efa lanin'ny kadradraka.\v 2 Ny volamenanareo sy ny volafotsinareo de efa refesenina. Ny refesina de vavolombelona hiampanga anareo,handoro ny nofonareo sala amin'ny afo azo zany. Niterizinareo ny harenanareo ho amireo andro farany.

View File

@ -1 +1 @@
Zao kô, ny karaman'ny mpiasa de mitaraigna, ny karama ze tsy namenareo ho an'ny mpamboly ny taninareo, ary ny fitarainan'ny mpandidy defa tônga akany an-tsôfin'ny Tompon'ny maro. Nirobaroba tamin'ny harena taketo an-tany anareo ary nampiliba ny tegnanareo. Natavezigna ny fônareo ho amin'ny andro famonôna. Nanamelokasy namôno ny ôlo-marina ianareo. Tsy nanôtra anareo izy.
\v 4 \v 5 \v 6 Zao kô, ny karaman'ny mpiasa de mitaraigna, ny karama ze tsy namenareo ho an'ny mpamboly ny taninareo, ary ny fitarainan'ny mpandidy defa tônga akany an-tsôfin'ny Tompon'ny maro. Nirobaroba tamin'ny harena taketo an-tany anareo ary nampiliba ny tegnanareo. Natavezigna ny fônareo ho amin'ny andro famonôna. Nanamelokasy namôno ny ôlo-marina ianareo. Tsy nanôtra anareo izy.

View File

@ -1 +1 @@
Ka mandignia, ry rahalahy, mandrapahatôngan'ny Tompo. Indro ny Mpamboly mandigny ny vôkatra tsara amin'ny tany. Mandigny am-paharetana anzany izy,mandrampazaôny ny vôlô sy fara-ôrana. Nareo, kô, mandignia. Atanjao ny fônareo,satre efa tsy ela ny fiavian'ny Tompo.
\v 7 \v 8 Ka mandignia, ry rahalahy, mandrapahatôngan'ny Tompo. Indro ny Mpamboly mandigny ny vôkatra tsara amin'ny tany. Mandigny am-paharetana anzany izy,mandrampazaôny ny vôlô sy fara-ôrana. Nareo, kô, mandignia. Atanjao ny fônareo,satre efa tsy ela ny fiavian'ny Tompo.

View File

@ -1 +1 @@
Aza mifanadroadro, ry ralà, mba tsy ho tsaraigna iagnareo. Ndry ny mpitsara mijoro eo an-tokônana. Mangalà ôatra, ry ralà, avy amin'ny fijalena sy ny faharetan'ireo mpamignany, ireo ze nitare tamin'ny anaran'ny Tompo.
\v 9 \v 10 \v 11 Aza mifanadroadro, ry ralà, mba tsy ho tsaraigna iagnareo. Ndry ny mpitsara mijoro eo an-tokônana. Mangalà ôatra, ry ralà, avy amin'ny fijalena sy ny faharetan'ireo mpamignany, ireo ze nitare tamin'ny anaran'ny Tompo.