auto save

This commit is contained in:
MAD109 2019-10-18 02:31:19 -04:00 committed by root
parent f898cb9d23
commit 27e02e4035
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 \v 2 \v 3 \v 4 Ry ralaiko, aza mitana ny finôna an'i Tompontsika Jesosy Kristy, le Tompony voninatra, amin'ny fiangarana magnolona ny ôla sasany. Atovo hoe misy ôla miditra amin'ny fivoriagnanareo manano peratra volamena sy akanjo tsara, ary misy leila mahantra iany ko miditra manano akanjo maloto. Ra mjery lay ôla manano akanjo tsara ianao ka mitare hoe: "Azafady mipitra aketo amin'ny tôrana tsara," fa hitare amin'ny le leila mahantra kosa hoe: "Mitsangàna enao ery," na hoe: "Mipitra aketo an-tongotro aketo," mo tsy mifampitsara aminareo nareo? mo tsy lasa mpitsara amin'ny sain-dratsy nareo?
\v 3 \v 1 \v 4 Ry ralaiko, aza mitana ny finôna an'i Tompontsika Jesosy Kristy, le Tompony voninatra, amin'ny fiangarana magnolona ny ôla sasany. \v 2 Atovo hoe misy ôla miditra amin'ny fivoriagnanareo manano peratra volamena sy akanjo tsara, ary misy leila mahantra iany ko miditra manano akanjo maloto. Ra mjery lay ôla manano akanjo tsara ianao ka mitare hoe: "Azafady mipitra aketo amin'ny tôrana tsara," fa hitare amin'ny le leila mahantra kosa hoe: "Mitsangàna enao ery," na hoe: "Mipitra aketo an-tongotro aketo," mo tsy mifampitsara aminareo nareo? mo tsy lasa mpitsara amin'ny sain-dratsy nareo?