diff --git a/02/21.txt b/02/21.txt index 5af40b9..8701d0a 100644 --- a/02/21.txt +++ b/02/21.txt @@ -1 +1 @@ -\v 21 \v 22 \v 23 \v 24 Tsy tamin'ny asa kô ma ny nagnamarenana an'i Abrahama raintsaika refa nanolotra an'Isaka zanany la takeo ambony ny alitara izy? Hitanao fa ny finôna de niasa niaraka tamin'ny asany, ary amin'ny asa de nivôtra ny finôny. De tanteraka ny Soratra Masina milaza hoe: "Abrahama nino an'Andriamanitra, ka nisaigna taminy fahamarinan'izany,"ary izy nantsoina hoe sakaizan'Andriamanitra. hitanareo zao fa amin'ny asa no agnamarinana ny ôla, fa tsy amin'ny fignoagna ihany. \ No newline at end of file +\v 21 \v 22 \v 23 \v 24 Tsy tamin'ny asa kô ma ny nagnamarenana an'i Abrahama raintsaika refa nanolotra an'Isaka zanany la takeo ambony ny alitara izy? Hitanao fa ny finôna de niasa niaraka tamin'ny asany, ary amin'ny asa de nivôtra ny finôny. De tanteraka ny Soratra Masina milaza hoe: "Abrahama nino an'Andriamanitra, ka nisaigna taminy fahamarinan'izany," ary izy nantsoina hoe sakaizan'Andriamanitra. hitanareo zao fa amin'ny asa no agnamarinana ny ôla, fa tsy amin'ny fignoagna ihany. \ No newline at end of file