plt-x-sihanaka_jas_text_ulb/04/08.txt

1 line
339 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-10-21 09:53:57 +00:00
\v 8 \v 9 \v 10 Manankikeza an'Andriamanitra de hagnankeky anareo Izy sasao nny tagnanareo ry mpanota ary sasao ny fonareo ry mpizarazara saigna. Malaelova, magnanova fisaonana, ary mitomagné! Oka ny fimemezanareo hanjary fitomagnena, ary ny fifalenareo ho fanjoretana. Magnetre tegna akeo agnatrean'ny Tompo de hampisondrotra anareo Izy.